|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  lia
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10#L.306]
4  Dia [1.78]
5  Dia, dy [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)7  lia
Sokajin-teny  8  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  9  Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy. [1.10#L.306]
10  Na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10#L.306]
11  Niavian' ny hoe malia [1.1]
Sampanteny 
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)14  lia
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalialalana [1.10#L.306]
Sampanteny 
17  Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)18  Lià
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  20  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  21  Leah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  22  Léa [2.996]
Tovy hevitra  23  lea, lea
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  24  Toko sy andininy momba Lià
Tsanganana sy sary iray takila  25  Fitanisana

Fivaditsoratra  26  ila, lia

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15